<-
->

1M 16:2 Dia nantsoin' i Simona Jodasa sy Joany zanany roalahy zokiny indrindra, ka hoy izy taminy: Izaho sy ireo rahalahiko, dia nandresy ny fahavalon' Israely hatramin' ny fahatanoranay ka mandrak' androany, ary matetika izahay no mahavatra namonjy an' Israely tamin' ny tànanay. Simon appela alors ses deux fils les plus âgés, Judas et Jean, et leur dit : "Mes frères et moi, et la maison de mon père, nous avons combattu les ennemis d' Israël depuis notre jeunesse jusqu'à ce jour, et nos mains ont réussi à sauver Israël maintes fois.