<-
->

1M 16:14 Simona izany nitsiditsidika ireo tanànan' i Jodea, nilozoka tamim-pitandremana lehibe amin' izay hiadanan' izy ireo, ka nidina tany Jerikao izy mbamin' i Matatiasa zanany, sy Jodasa, tamin' ny taona fahafito amby fitopolo amby zato, volana faharaika ambin' ny folo, dia volana Sabata izany. Or Simon faisait une tournée d' inspection dans les villes du pays, soucieux de ce qui regardait leur administration. Il descendit à Jéricho, lui et ses fils Mattathias et Judas, l' année 177, au onzième mois qui est le mois de Shebat.