<-
->

1M 14:4 Nandry fahizay ny tanin' i Jodà, nandritra ny andro rehetra nitondran' i Simona. Nikely aina hampandroso ny vahoakany izy, ka nankasitrahan' ny vahoaka ny fahefana amam-boninahiny, tamin' izany androny rehetra izany. Le pays de Juda fut en repos durant tous les jours du règne de Simon. Il chercha le bien de sa nation et son autorité fut agréée des siens, comme sa magnificence, durant toute sa vie.