<-
->

1M 14:29 Simona zanak' i Matatiasa amin' ny taranak' i Jariba, mbamin' ireo rahalahiny, dia nanao vy very ny ainy, sy nanohitra ireo fahavalon' ny firenena, mba hijoroan' ny fitoerana masina mbamin' ny lalàna, ary nampahazo voninahitra lehibe ny fireneny izy ireo. Lorsque des combats incessants eurent lieu dans la contrée, Simon, fils de Mattathias, descendant des fils de Ioarib, et ses frères se sont exposés au danger et ont tenu tête aux ennemis de leur nation, afin que leur sanctuaire demeurât debout ainsi que la Loi, et ils ont acquis à leur nation une grande gloire.