<-
->

1M 14:24 Taty aorian' izany, nalefan' i Simona ho any Roma Nomeniosa nitondra ampinga volamena lehibe, lanjan' arivo mina, mba hahazo antoka ny fanekena amin' izy ireo. Après cela, Simon envoya Nouménios à Rome avec un grand bouclier d' or du poids de mille mines, pour confirmer l' alliance avec eux.