<-
->

1M 14:23 Ka sitraky ny vahoaka ny nandray an' ireo lehilahy ireo tamim-boninahitra, sy nametraka ny kopian' ny lahateniny ao amin' ny fitehirizam-bokim-panjakana, mba hahatehirizan' ny vahoaka Sparsiata ny fahatsiarovana azy. Ary nasainay nosoratana ho any amin' i Simona mpisorona lehibe izao kopiany izao. Et il a plu au peuple de recevoir ces personnages avec honneur et de déposer la copie de leurs discours aux archives publiques, pour que le peuple de Sparte en garde le souvenir. Il en a été exécuté par ailleurs une copie pour Simon le grand prêtre."