<-
->

1M 11:34 Ankatoavinay ho azy ireo ny faritanin' i Jodea sy ny faritany telo nesorina tamin' i Samaria hakambana amin' i Jodea, dia Efraima, Lida, Ramataima, mbamin' ny tany rehetra momba azy; ho fanambinana an' izay rehetra mandeha hanatitra sorona any Jerosalema no hahafoizanay izany, ho solon' izay naloany ho an' ny mpanjaka teo aloha, isan-taona, avy amin' ny vokatry ny tany amam-boankazo. Nous leur confirmons et le territoire de la Judée et les trois nomes d' Aphéréma, de Lydda et de Ramathaïm. Ils ont été ajoutés de la Samarie à la Judée, ainsi que toutes leurs dépendances, en faveur de tous ceux qui sacrifient à Jérusalem, en échange des redevances régaliennes que le roi y percevait auparavant chaque année sur les produits de la terre et les fruits des arbres.