<-
->

Eks 9:7 And Pharaoh sent, and, behold, there was not one of the cattle of the Israelites dead. And the heart of Pharaoh was hardened, and he did not let the people go. Dia naniraka Farao, ka, indro, tsy mba nisy maty ny bibin' ny Zanak' Isiraely na dia iray akory aza, nefa nihamafy ny fon' i Farao, ka tsy nandefa ny olona izy. Nampamototra Faraona ka tsy nisy maty tokoa ny bibin' ny zanak' Israely, na dia iray aza. Nefa nihamafy ny fon' i Faraona ka tsy nalefany handeha ny vahoaka. Pharaon fit une enquête, et voici que des troupeaux d' Israël pas une seule bête n'était morte. Mais le coeur de Pharaon s' appesantit et il ne laissa pas partir le peuple.