<-
->

Eks 9:23 And Moses stretched forth his rod toward heaven: and the Lord sent thunder and hail, and the fire ran along upon the ground; and the Lord rained hail upon the land of Egypt. Dia nahinjitr' i Mosesy manandrify ny lanitra ny tehiny; ary Jehovah nanisy kotrokorana sy havandra, ary nisy afo nifanaretsadretsaka teny ambonin' ny tany; ary Jehovah nandatsaka havandra tamin' ny tany Egypta. Dia nahinjitr' i Moizy nanandrify ny lanitra ny tehiny, ka nalefan' ny Tompo ny kotro-baratra sy ny havandra, ary nivarina tamin' ny tany ny afo. Ary Iaveh nandatsaka havandra tamin' ny tany Ejipta. Moïse étendit son bâton vers le ciel, et Yahvé tonna et fit tomber la grêle. La foudre frappa le sol, et Yahvé fit tomber la grêle sur le pays d'Égypte.