<-
->

Eks 9:11 And the magicians could not stand before Moses because of the boils; for the boil was upon the magicians, and upon all the Egyptians. Ary ny ombiasy tsy nahajanona teo anatrehan' i Mosesy noho ny vay; fa ny vay dia nahazo ny ombiasy mbamin' ny Egyptiana rehetra. Tsy afaka niseho teo anatrehan' i Moizy ny mpanao ody azon' ny vay; fa voan' ny vay ny mpanao ody sahala amin' ny Ejipsiana rehetra koa. Les magiciens ne purent se tenir devant Moïse à cause des ulcères, car les magiciens étaient couverts d' ulcères comme tous les Égyptiens.