<-
->

Eks 8:20 And the Lord said unto Moses, Rise up early in the morning, and stand before Pharaoh; lo, he cometh forth to the water; and say unto him, Thus saith the Lord, Let my people go, that they may serve me. Ary nataon' i Jehovah izany; ka dia nisy lalitra be dia be tao amin' ny tranon' i Farao sy tao amin' ny tranon' ny mpanompony ary teny amin' ny tany Egypta rehetra; koa dia simba ny tany noho ny lalitra. Dia nataon' ny Tompo izany ka tongan' ny lalibe zavon-tany ny tranon' i Faraona sy ny an' ny mpanompony, ary simban' ny lalibe daholo ny tany Ejipta manontolo. Yahvé fit ainsi, et des taons en grand nombre entrèrent dans la maison de Pharaon, dans les maisons de ses serviteurs et dans tout le pays d'Égypte ; le pays fut ruiné à cause des taons.