<-
->

Eks 7:4 But Pharaoh shall not hearken unto you, that I may lay my hand upon Egypt, and bring forth mine armies, and my people the children of Israel, out of the land of Egypt by great judgments. Fa tsy hihaino anareo Farao, ka dia hamely an' i Egypta ny tanako, ary fitsarana lehibe no hitondrako ny antokon' ny Zanak' Isiraely oloko hiala amin' ny tany Egypta. Tsy hihaino anareo Faraona, ary haninjitra ny tànako amin' i Ejipta aho, ary fitsarana lehibe no hamoahako avy amin' ny tany Ejipta, ny tafiko, ny oloko, ny zanak' Israely. Pharaon ne vous écoutera pas, alors je porterai la main sur l'Égypte et je ferai sortir mes armées, mon peuple, les Israélites, du pays d'Égypte, avec de grands jugements.