<-
->

Eks 6:9 And Moses spake so unto the children of Israel: but they hearkened not unto Moses for anguish of spirit, and for cruel bondage. Ary Mosesy nilaza izany tamin' ny Zanak' Isiraely; nefa izy tsy nihaino an' i Mosesy noho ny fahoriam-panahy sy ny fanompoana mafy. Dia nolazain' i Moizy tamin' ny zanak' Israely izany. Nefa tsy nihaino an' i Moizy akory ireo, fa ory ny fony, ary mafy ny fanompoana. Moïse parla ainsi aux Israélites mais ils n'écoutèrent pas Moïse car ils étaient à bout de souffle à cause de leur dure servitude.