<-
->

Eks 6:8 And I will bring you in unto the land, concerning the which I did swear to give it to Abraham, to Isaac, and to Jacob; and I will give it you for an heritage: I am the Lord. Ary Izaho hampiditra anareo any amin' ny tany izay nananganako tanàna homena an' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba; dia homeko ho lovanareo izany: Izaho no Jehovah. Hampidiriko any amin' ny tany efa nianianako homena an' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba hianareo, homeko ho fanananareo izany: izaho no Iaveh. Puis je vous ferai entrer dans la terre que j' ai juré de donné à Abraham, à Isaac et à Jacob, et je vous la donnerai en patrimoine, moi Yahvé. "