<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:6 | Wherefore say unto the children of |
Koa lazao amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Izaho no Jehovah, ary hitondra anareo hivoaka ho afaka amin' ny fanompoana mafy ampanaovin' ny Egyptiana anareo Aho ka hanafaka anareo amin' ny fanompoana azy; ary sandry ahinjitra sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo. | Koa lazao amin' ny zanak' Israely hoe: Izaho no Iaveh; hanafaka anareo amin' ny fanompoana ny Ejipsiana aho; hamonjy anareo amin' ny fanandevozan' izy ireo; ary sandry mihenjana sy fitsarana lehibe no hamonjeko anareo. | C' est pourquoi tu diras aux |