<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 6:25 | And |
Ary Eleazara, zanakalahin' i Arona, naka vady avy tamin' ny zanakavavin' i Potiela, dia niteraka an' i Finehasa taminy izy. Ireo no lohan' ny fianakavian' ny Levita, araka ny fokom-pireneny. | Eleazara, zanakalahin' i Aarona, nanam-bady ny anankiray amin' ny zanakavavin' i Fotiela, ka izay no niteraka an' i Finea taminy. Ireo no loham-pianakavian' ny Levita araka ny fianakaviany. |