<-
->

Eks 4:30 And Aaron spake all the words which the Lord had spoken unto Moses, and did the signs in the sight of the people. Dia nolazain' i Arona ny teny rehetra izay efa nolazain' i Jehovah tamin' i Mosesy, sady nataony teo imason' ny olona ny famantarana. Ary nambaran' i Aarona avokoa ny teny nolazain' ny Tompo tamin' i Moizy, sady nataony teo imason' ny vahoaka ny famantarana; Aaron répéta toutes les paroles que Yahvé avait dites à Moïse ; il accomplit les signes aux yeux du peuple.