<-
->

Eks 4:24 And it came to pass by the way in the inn, that the Lord met him, and sought to kill him. Ary nony tany an-dalana tao amin' ny fandriam-bahiny izy, dia nitsena azy Jehovah ka nitady hamono azy. Teny an-dàlana, teo amin' ny toerana anankiray nandrian' i Moizy, tamy nitsena azy Iaveh, nitady hahafaty azy. Et ce fut en route, à la halte de la nuit, que Yahvé vint à sa rencontre et chercha à le faire mourir.