<-
->

Eks 4:18 And Moses went and returned to Jethro his father in law, and said unto him, Let me go, I pray thee, and return unto my brethren which are in Egypt, and see whether they be yet alive. And Jethro said to Moses, Go in peace. Dia lasa nandeha Mosesy ka niverina ho any amin' i Jetro rafozany ka nanao taminy hoe: Masìna ianao, aoka aho handeha hiverina ho any amin' ny rahalahiko, izay any Egypta, ka hizaha na mbola velona ihany izy, na tsia. Ary hoy Jetro tamin' i Mosesy: Mandehana soa aman-tsara. Dia lasa Moizy. Nony tafaverina tany amin' i Jetrao rafozany izy, dia hoy izy taminy: Masìna hianao, avelao kely aho hiverina ho any amin' ireo rahalahiko any Ejipta, mba hizaha raha mbola velona ihany izy. Ary hoy Jetrao tamin' i Moizy: Mandehana amim-piadanana. Moïse s' en alla et retourna vers Jéthro, son beau-père. Il lui dit : " Permets que je m' en aille et que je retourne vers mes frères qui sont en Égypte pour voir s' ils sont encore en vie. " Jéthro lui répondit : " Va en paix. "