<-
->

Eks 34:31 And Moses called unto them; and Aaron and all the rulers of the congregation returned unto him: and Moses talked with them. Ary Mosesy niantso azy, dia niverina Arona sy ny lohan' ny fiangonana rehetra ho eo aminy; ary Mosesy niteny taminy. Nantsoin' i Moizy ireo, ka nanatona azy Aarona sy ny loholona rehetra amin' ny fiangonana ka niresaka tamin' ireo izy. Moïse les appela ; Aaron et tous les chefs de la communauté revinrent alors vers lui, et Moïse leur parla.