<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 33:1 | And the |
Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy hoe: Mandehana miakatra hiala atý ianao sy ny firenena izay nentinao niakatra avy tany amin' ny tany Egypta, ho amin' ny tany izay nianianako tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba hoe: Ny taranakao no homeko azy. | Ary hoy Iaveh tamin' i Moizy: Mandehana, miaingà avy eto, hianao sy ny vahoaka nentinao niakatra avy any amin' ny tany Ejipta, ho any amin' ny tany efa nampanantenaiko tamim-pianianana an' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba nataoko hoe: Homeko ny taranakao io. |