<-
->

Eks 32:4 And he received them at their hand, and fashioned it with a graving tool, after he had made it a molten calf: and they said, These be thy gods, O Israel, which brought thee up out of the land of Egypt. Ary izy nandray azy tamin' ny tanan' ny olona, dia namboatra azy tamin' ny fandraka ka nanao azy ho ombilahy kely anidina; dia niteny ny olona ka nanao hoe: Io no andriamanitrao, ry Isiraely, izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Egypta. Noraisiny tamin' ny tànan' izy ireo izany, dia namboariny tamin' ny fandraka ny volamena ka namoronany zanak' omby anidina. Ary hoy izy ireo: Ry Israely, io no andriamanitra izay nitondra anao niakatra avy tany amin' ny tany Ejipta. Il reçut l' or de leurs mains, le fit fondre dans un moule et en fit une statue de veau ; alors ils dirent : " Voici ton Dieu, Israël, celui qui t' a fait monter du pays d'Égypte. "