<-
->

Eks 32:22 And Aaron said, Let not the anger of my lord wax hot: thou knowest the people, that they are set on mischief. Fa hoy kosa Arona: Aoka tsy hirehitra ny fahatezeranao, tompoko, fa ianao mahalala ny toetry ny olona, fa mpanao ratsy izy; Hoy Aarona namaly azy: Aoka re mba tsy hirehitra ny fahatezeran' ny tompoko. Fa na ny tenanao aza dia mahalala fa mitongilana amin' ny ratsy ity vahoaka ity. Aaron répondit : " Que la colère de Monseigneur ne s' enflamme pas, tu sais toi-même que ce peuple est mauvais.