<-
->

Eks 31:3 And I have filled him with the spirit of God, in wisdom, and in understanding, and in knowledge, and in all manner of workmanship, ary efa nofenoiko fanahin' Andriamanitra izy, dia fahendrena sy fahiratan-tsaina sy fahalalana ny amin' ny tao-zavatra samy hafa: Efa nofenoiko fanahin' Andriamanitra izy, dia fahendrena amam-pahiratan-tsaina sy fahaizana momba ny taozavatra isan-karazany rehetra hamoronany asa vaovao; Je l' ai comblé de l' esprit de Dieu en habileté, intelligence et savoir pour toutes sortes d' ouvrages ;