<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 31:13 | Speak thou also unto the children of |
Ary dia milaza amin' ny Zanak' Isiraely ianao hoe: Ny Sabatako no tandremo; fa famantarana ho amiko, sy ho aminareo hatramin' ny taranakareo fara mandimby izany, mba ho fantatrareo fa Izaho no Jehovah Izay manamasina anareo. | Mitenena amin' ny zanak' Israely ka lazao amin' izy ireo hoe: Aza disoina ny fitandremana ny sabatako fa ho ahy sy hianareo dia io no famantarana amin' ny taranakareo rehetra hahafantaranareo fa izaho Iaveh no nanamasina anareo. | " Toi, parle aux |