<-
->

Eks 30:20 When they go into the tabernacle of the congregation, they shall wash with water, that they die not; or when they come near to the altar to minister, to burn offering made by fire unto the Lord: Raha miditra amin' ny trano-lay fihaonana izy, dia hisasa amin' ny rano, mba tsy hahafaty azy. Ary raha manakaiky ny alitara hanao fanompoam-pivavahana izy, mba handoro ny fanatitra atao amin' ny afo ho an' i Jehovah, Fa hiafana amin' io rano io izy, mba tsy ho faty, na rahefa hiditra amin' ny trano lay fihaonana, na rahefa hanatona ny otely hanao ny raharahany hampanetona sorona amin' ny Tompo. Quand ils entreront dans la Tente du Rendez-vous, ils se laveront avec de l' eau afin de ne pas mourir ; de même, quand ils s' approcheront de l' autel pour le service, pour faire fumer une offrande consumée pour Yahvé,