<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 28:35 | And it shall be upon |
Ary hiakanjoan' i Arona izany, raha manao ny fanompoam-pivavahany izy, mba ho re ny fanenony, raha miditra amin' ny fitoerana masina eo anatrehan' i Jehovah sy raha mivoaka izy, mba tsy hahafaty azy. | Hiakanjoan' i Aarona izany, rahefa manao ny fanompoam-pivavahana izy, ary ho re ny fanenony amin' ny hidirany sy amin' ny hivoahany ny fitoerana masina eo anatrehan' ny Tompo, ka tsy ho faty izy. |