<-
->

Eks 28:30 And thou shalt put in the breastplate of judgment the Urim and the Thummim; and they shall be upon Aaron' s heart, when he goeth in before the Lord: and Aaron shall bear the judgment of the children of Israel upon his heart before the Lord continually. Ary ataovy eo amin' ny saron-tratra fitsarana ny Orima sy Tomima; ary hanolotra ny fon' i Arona izany, raha miditra eo anatrehan' i Jehovah izy; ka dia ho entin' i Arona manolotra ny fony mandrakariva eo anatrehan' i Jehovah ny fitsarana ny Zanak' Isiraely. Ataovy mikambana amin' ny saron-tratra fitsarana koa ny Orima sy ny Tomima, ka hanolotra ny fon' i Aarona, rahefa miseho eo anatrehan' ny Tompo izy, ka amin' izany dia hoentin' i Aarona mandrakariva manolotra ny fony eo anatrehan' ny Tompo ny fitsarana ny zanak' Israely. Tu joindras au pectoral du jugement le Urim et le Tummim, ils seront sur le coeur d' Aaron quand il pénétrera devant Yahvé, et Aaron portera sur son coeur le jugement des Israélites devant Yahvé, toujours.