<-
->

Eks 28:21 And the stones shall be with the names of the children of Israel, twelve, according to their names, like the engravings of a signet; every one with his name shall they be according to the twelve tribes. Ary ny vato dia alaharo araka ny anaran' ny Zanak' Isiraely, dia roa ambin' ny folo araka ny anarany; ary hisy soratra toy ny amin' ny fanombohan-kase, ho amin' ny firenena roa ambin' ny folo araka ny anarany avy. Hifanisa amin' ny anaran' ny zanak' Israely ny vatosoa, dia roa ambin' ny folo araka ny anaran' izy ireo; ho voasokitra toy ny fanombohan-kase, samy misy ny anarany avy araka ny foko roa ambin' ny folo. Les pierres seront aux noms des Israélites, elles seront douze selon leurs noms, gravées comme des sceaux, chacune sera au nom de l' une des douze tribus.