<-
->

Eks 28:11 With the work of an engraver in stone, like the engravings of a signet, shalt thou engrave the two stones with the names of the children of Israel: thou shalt make them to be set in ouches of gold. amin' ny asan' ny mpanora-bato, tahaka ny fanoratana fanombohan-kase, no hanoratanao ny vato roa, araka ny anaran' ny Zanak' Isiraely; ary asio randram-bolamena manodidina izy, Tahaka ny fikapa vato sarobidy sy fisokitra fanombohan-kase aminy, no ho fisokitrao ny anaran' ny zanak' Israely amin' ireo vato roa ireo, ary hasianao randram-bolamena manodidina izy. C' est selon l' art du lapidaire - en gravure de sceau - que tu graveras les deux pierres aux noms des Israélites, et tu les sertiras dans des chatons d' or.