<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 2:22 | And she bare him a son, and he called his name |
Dia niteraka zazalahy izy, ary ny anarany nataon-drainy hoe Gersoma; fa hoy izy: Efa vahiny atý amin' ny tanin' ny firenena hafa aho. | Tera-dahy Seforà ka nataon' i Moizy hoe Gersama ny anarany, fa hoy izy: Vahiny aty an-tany hafa aho. | Elle mit au monde un fils qu' il nomma |