<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 2:14 | And he said, Who made thee a prince and a judge over us? intendest thou to kill me, as thou killedst the |
Fa hoy izy: Iza no nanendry an' ialahy ho mpanapaka sy mpitsara anay? Moa mikasa hamono ahy koa va ialahy, tahaka ny namonoan' ialahy ilay Egyptiana? Dia raiki-tahotra Mosesy ka nanao hoe: Hay! fantatr' olona izany! | Fa hoy ny navalin-dralehilahy: Iza no nanangana an' ialahy ho lehibenay sy mpitsara anay? Sa tadiavin' ialahy hovonoina koa aho, tahaka ny namonoan' ialahy ilay Ejipsiana? Raiki-tahotra Moizy, ka hoy izy: Misy mahalala tokoa ilay zavatra. | Celui-ci répondit : " Qui t' a constitué notre chef et notre juge ? Veux-tu me tuer comme tu as tué l' |