<-
->

Eks 2:10 And the child grew, and she brought him unto Pharaoh' s daughter, and he became her son. And she called his name Moses: and she said, Because I drew him out of the water. Ary rehefa lehibe ny zaza, dia nentiny tao amin' ny zanakavavin' i Farao izy, ka dia tonga zanany. Ary ny anarany nataony hoe Mosesy; fa hoy izy: Satria tamin' ny rano no nangalako azy. Nony efa lehibe ny zaza dia nentiny tany amin' ny zanakavavin' i Faraona, ka nataony toy ny zanany, sy nomeny anarana hoe Moizy, fa teo amin' ny rano no nanalako azy, hoy izy. Quand l' enfant eut grandi, elle le ramena à la fille de Pharaon qui le traita comme un fils et lui donna le nom de Moïse, car, disait-elle, " je l' ai tiré des eaux ".