<-
->

Eks 19:11 And be ready against the third day: for the third day the Lord will come down in the sight of all the people upon mount Sinai. ary aoka samy hiomana ho amin' ny andro fahatelo izy; fa amin' ny andro fahatelo no hidinan' i Jehovah ho eo imason' ny olona rehetra eo an-tampon' ny tendrombohitra Sinay. Aoka ho voaomana amin' ny andro fahatelo izy, fa hidina eo an-tampon' ny tendrombohitra Sinaia, eo imason' ny vahoaka rehetra Iaveh, amin' ny andro fahatelo. et se tiennent prêts pour après-demain, car après-demain Yahvé descendra aux yeux de tout le peuple sur la montagne du Sinaï.