<-
->

Eks 18:16 When they have a matter, they come unto me; and I judge between one and another, and I do make them know the statutes of God, and his laws. Raha misy manana ady izy, dia mankaty amiko, ka mitsara azy roa tonta aho, dia mampahalala azy ny didin' Andriamanitra sy ny lalàny. Raha manana ady izy ireo, dia mankaty amiko ka mitsara azy aho sy mampahalala ny didy aman-dalàn' Andriamanitra. Lorsqu' ils ont une affaire, ils viennent à moi. Je juge entre l' un et l' autre et je leur fais connaître les décrets de Dieu et ses lois. "