<-
->

Eks 18:15 And Moses said unto his father in law, Because the people come unto me to enquire of God: Ary hoy Mosesy tamin' ny rafozany: Satria mankaty amiko ny olona hanontany amin' Andriamanitra. Ary hoy Moizy tamin' ny rafozany: Ka inona moa fa manatona ahy ny olona hanontany hevitra amin' Andriamanitra. Moïse dit à son beau-père : " C' est que le peuple vient à moi pour consulter Dieu.