<-
->

Eks 18:14 And when Moses' father in law saw all that he did to the people, he said, What is this thing that thou doest to the people? why sittest thou thyself alone, and all the people stand by thee from morning unto even? Ary rehefa hitan' ny rafozan' i Mosesy izay rehetra nataony tamin' ny olona, dia hoy izy: Inona izao zavatra ataonao amin' ny olona izao? Nahoana no ianao irery ihany no mipetraka, fa ny olona rehetra kosa mitsangana eo anatrehanao hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva? Nony nahita izay rehetra nataon' i Moizy tamin' ny vahoaka ity rafozany, dia nanao hoe: Inona ity ataonao amin' ireo olona ireo? Nahoana no hianao irery no mipetraka hitsara, ary ny olona rehetra mitsangana eo anatrehanao hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva? Le beau-père de Moïse, voyant tout ce qu' il faisait pour le peuple, lui dit : " Comment t' y prends-tu pour traiter seul les affaires du peuple ? Pourquoi sièges-tu seul alors que tout le peuple se tient auprès de toi du matin au soir ? "