<-
->

Eks 18:12 And Jethro, Moses' father in law, took a burnt offering and sacrifices for God: and Aaron came, and all the elders of Israel, to eat bread with Moses' father in law before God. Ary Jetro, rafozan' i Mosesy, nitondra fanatitra dorana sy fanatitra hafa alatsa-drà ho an' Andriamanitra; dia nankao Arona sy ny loholon' ny Isiraely rehetra hiara-mihinan-kanina amin' ny rafozan' i Mosesy teo anatrehan' Andriamanitra. Dia nanolotra sorona dorana sy fanatitra tamin' Andriamanitra Jetrao, rafozan' i Moizy. Ary Aarona mbamin' ny loholon' Israely rehetra dia tonga niara-nisakafo tamin' ny rafozan' i Moizy avokoa teo anatrehan' Andriamanitra. Jéthro, le beau-père de Moïse, offrit à Dieu un holocauste et des sacrifices. Aaron et tous les anciens d' Israël vinrent manger avec le beau-père de Moïse en présence de Dieu.