<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 17:3 | And the people thirsted there for water; and the people murmured against |
Ary nangetaheta teo ny olona, dia nimonomonona tamin' i Mosesy izy ka nanao hoe: Nahoana ianao no nitondra anay niakatra niala tany Egypta hahafatin-ketaheta anay sy ny zanakay ary ny bibinay? | Teo ihany anefa ny vahoaka main' ny hetaheta, ka nimonomonona tamin' i Moizy nanao hoe: Ahoana no nampiakaranao anay hiala tany Ejipta, hahafatin' ny hetaheta anay sy ny zanakay mbamin' ny bibinay? | Le peuple y souffrit de la soif, le peuple murmura contre |