<-
->

Eks 15:21 And Miriam answered them, Sing ye to the Lord, for he hath triumphed gloriously; the horse and his rider hath he thrown into the sea. Ary Miriama namaly ireo lehilahy ireo ka nihira hoe: Mihira ho an' i Jehovah, fa avo indrindra Izy; ny soavaly sy ny mpitaingina azy nariany ao amin' ny ranomasina. Ka izao no navalin' i Maria ny zanak' Israely: Mihira ho an' ny Tompo fa efa naneho ny voninahiny izy. Navariny any an-dranomasina ny soavaly amam-pitaingina azy. Et Miryam leur entonna :" Chantez pour Yahvé, car il s' est couvert de gloire, il a jeté à la mer cheval et cavalier.