<-
->

Eks 15:1 Then sang Moses and the children of Israel this song unto the Lord, and spake, saying, I will sing unto the Lord, for he hath triumphed gloriously: the horse and his rider hath he thrown into the sea. Ary Mosesy sy ny Zanak' Isiraely dia nihira izao fihirana izao ho an' i Jehovah ka nanao hoe: Hihira ho an' i Jehovah aho, fa avo indrindra Izy; ny soavaly sy ny mpitaingina azy efa nariany ao amin' ny ranomasina. Tamin' izany Moizy sy ny zanak' Israely nanao izao hira izao tamin' ny Tompo. Hoy izy: Hihira ho an' ny Tompo aho, fa efa naneho ny voninahiny izy; Nariany any an-dranomasina ny soavaly amam-pitaingina azy. Alors Moïse et les Israélites chantèrent pour Yahvé le chant que voici : " Je chante pour Yahvé car il s' est couvert de gloire, il a jeté à la mer cheval et cavalier.