<-
->

Eks 14:24 And it came to pass, that in the morning watch the Lord looked unto the host of the Egyptians through the pillar of fire and of the cloud, and troubled the host of the Egyptians, Ary tamin' ny fiambenana maraina dia nijery ny tobin' ny Egyptiana tao amin' ny andri-afo sy ny rahona Jehovah ka nampifanaritaka ny tobin' ny Egyptiana. Ary tamin' ny fotoan' ny fiambenana maraina dia nitodika ny Ejipsiana Iaveh tao amin' ny andry afo aman-tsetroka, dia nandatsaka fangorohoroana tao amin' ny tobin' ny Ejipsiana. Nataony nitsoaka tamin' ny kalesiny ny kodiarana ka saika tsy afa-nandroso intsony. A la veille du matin, Yahvé regarda de la colonne de feu et de nuée vers le camp des Égyptiens, et jeta la confusion vers le camp des Égyptiens.