<-
->

Eks 14:2 Speak unto the children of Israel, that they turn and encamp before Pihahiroth, between Migdol and the sea, over against Baalzephon: before it shall ye encamp by the sea. Lazao amin' ny Zanak' Isiraely mba hivily izy ka hitoby eo akaikin' i Pi-hahirota, eo anelanelan' i Migdolasy ny ranomasina; eo akaikin' i Bala-zefona, dia tandrifiny, no hitobianareo, eo amoron' ny ranomasina. Mitenena amin' ny zanak' Israely; aoka hiova làlana izy ka handroso hitoby eo anoloan' i Fihahirota, anelanelan' i Magdaloma sy ny ranomasina, tandrifin' i Beelsefona; manatrika izany toerana izany no hitobianareo, eo akaikin' ny ranomasina. " Dis aux Israélites de rebrousser chemin et de camper devant Pi-Hahirot, entre Migdol et la mer, devant Baal-Çephôn ; vous camperez face à ce lieu, au bord de la mer.