<-
->

Eks 14:11 And they said unto Moses, Because there were no graves in Egypt, hast thou taken us away to die in the wilderness? wherefore hast thou dealt thus with us, to carry us forth out of Egypt? Ary hoy koa izy tamin' i Mosesy: Moa tsy nisy fasana va tany Egypta, no nentinao ho faty atý an-efitra izahay? Nahoana no nanao izany taminay ianao ka nitondra anay nivoaka avy tany Egypta? Ary nanao tamin' i Moizy hoe: Tsy misy fasana va tany Ejipta, no dia nentinao ho faty aty an' efitra izahay? Ahoana izao nataonao taminay izao ka navoakanao tany Ejipta? Ils dirent à Moïse : " Manquait-il de tombeaux en Égypte, que tu nous aies menés mourir dans le désert ? Que nous as-tu fait en nous faisant sortir d'Égypte ?