<-
->

Eks 13:6 Seven days thou shalt eat unleavened bread, and in the seventh day shall be a feast to the Lord. Hafitoana no hihinananao mofo tsy misy masirasira, ary amin' ny andro fahafito dia hisy andro firavoravoana ho an' i Jehovah. Hafitoana no hihinananao mofo tsy misy lalivay, ary amin' ny andro fahafito hisy fety fankalazana an' ny Tompo. Pendant sept jours tu mangeras des azymes et le septième jour il y aura une fête pour Yahvé.