<- -> |
[King James Bible] Exodus |
[Baiboly 1865] Fanafahana na Eksodosy |
[Baiboly Katolika] Fanafahana na Eksaody |
[Bible de Jérusalem] L'Exode |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Eks 10:17 | Now therefore forgive, I pray thee, my sin only this once, and intreat the |
Ary ankehitriny, masìna ianao mamela ny fahotako izao indray mandeha izao ihany, ka mangataha amin' i Jehovah Andriamanitrareo hampialany amiko izao mahafaty iray loha izao monja. | Nefa mbola avelao re ny fahotako, fa ity indray mandeha ity ihany. Mangataha amin' ny Tompo Andriamanitrareo mba hanafahany ahy ahay, amin' ity loza mahafaty izy. | Et maintenant pardonne-moi ma faute, je t' en prie, cette fois seulement, et priez |