<-
->

Eks 1:9 And he said unto his people, Behold, the people of the children of Israel are more and mightier than we: Ary izy niteny tamin' ny vahoakany hoe: Indro, ny firenen' ny Zanak' Isiraely efa maro sy mahery noho isika; Hoy izy tamin' ny vahoakany: Tonga vahoaka be sy mahery noho isika ireto, ny zanak' Israely. Il dit à son peuple : " Voici que le peuple des Israélites est devenu plus nombreux et plus puissant que nous.