<-
->

Eks 1:1 Now these are the names of the children of Israel, which came into Egypt; every man and his household came with Jacob. Ary izao no anaran' ny zanak' Isiraely izay niaraka tamin' i Jakoba nankany Egypta; samy nandeha mbamin' ny ankohonany avy izy rehetra: Izao no anaran' ny zanak' Israely tonga tany Ejipta; tonga niaraka tamin' i Jakoba izy ireo samy nombam-pianakaviany avy. Voici les noms des Israélites qui entrèrent en Égypte avec Jacob ; ils y vinrent chacun avec sa famille :