<-
->

Est 9:30 And he sent the letters unto all the Jews, to the hundred twenty and seven provinces of the kingdom of Ahasuerus, with words of peace and truth, Ary nampitondra taratasy ho any amin' ny Jiosy rehetra izy dia ho any amin' ny toko fito amby roa-polo amby zato amin' ny fanjakan' i Ahasoerosy, manao teny fiadanana sy fahamarinana, Ny Jody rehetra amin' ny faritanin' ny fanjakan' i Asoerosa fito amby roapolo amby zato, nandefasana taratasy: teny fiadanana, sy fahamarinana, et fit envoyer des lettres à tous les Juifs des 127 provinces du royaume d' Assuérus, comme paroles de paix et consignes de fidélité,