<-
->

Est 9:28 And that these days should be remembered and kept throughout every generation, every family, every province, and every city; and that these days of Purim should not fail from among the Jews, nor the memorial of them perish from their seed. ary mba hotsarovana sy hotandremana ireo andro ireo amin' ny taranany rehetra sy ny fokony rehetra sy ny isan-tokony eran' ny fanjakana rehetra sy amin' ny isan-tanàna; ary mba tsy ho tapaka amin' ny Jiosy ireo andro Porima ireo, ka tsy hitsahatra ny fahatsiarovana izany amin' ny taranany. Tsy maintsy tsarovana sy ankalazaina ireo andro ireo amin' ny taranaka mifandimby rehetra, isam-pianakaviana, isam-paritany, ary isan-tanàna, ka tsy tokony ho foanana eo amin' ny Jody na oviana na oviana ireo andron' ny Porima ireo, na hitsahatra ny fahatsiarovana azy, amin' ny taranany. Ainsi commémorés et célébrés de génération en génération, dans chaque famille, dans chaque province, chaque ville, ces jours des Purim ne disparaîtront pas de chez les Juifs, leur souvenir ne périra pas au sein de leur race.